Efa nisy lahantsoratra (jereo ato) nataoko mikasika ity fiakaran’ny tapakila fidirana amin’ny valan-javaboahary (PN) ity fa amin’ity indray mitoraka ity dia ataoko amin’ny teny malagasy ranoray satria malagasy ihany no tiako hamaky azy, indrindra fa ireo malagasy izay sorena. Niakatra tokoa ny vola fandoa raha hitsidika PN eto Madagasikara ary ireo mpizahan-tany vahiny no tena … Continuer à lire Avelao ny malagasy mba hahazo tombony e, inona no olana?
Étiquette : Fizahan-tany