Étiquette : Mahaleo

Mahaleo tsy mba mankaleo

Ny tarika Mahaleo no anisan’ny mpanakanto malagasy tsy mba mety lefy laza ary ankafizin’ny olona maro satria tsy mifidy taona, tsy mifidy saranga ary miandahy miambavy. Ity lahatsoratra eto ity dia mitantara fohy ny fampisehoana amin’ny andro alina niarahana tamin’ny tarika Mahaleo farany teo tao amin’ny efi-trano malalaka iray eny Avaradrano eny. Raha fehezina amin’ny … Lire la suite

Publicité